Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

Publicité

Hajo Andrianainarivelo: avy aiza ny vola ben'ingahindriana ?

Hajo Andrianainarivelo, tsy azo itokisan-teny intsony ity kandida filoham-pirenena ity marina mafy e !

Publicité

Hay ve ka mpitarika vilam-bava ity Ingahindriana avy any Ankadinandriana ity e ! Mahay vava ery amin'ny filoha Rajoelina ("tsy manana licence nefa miakatra kianja") kanefa nanara-dia an'i Ravalomanana, amin'ny fanotofana tany amin'ny fanamparam-pahefana. Miseho mpanakarem-be ka dia io fa manomboka fantatra fa tena vola maloto no ampiasainy ami'ny firotsahany ho kandida Filoha; Aza ny endriny, hoy aho, no jerena fa rena fanganga ny anareo lahy. Mampahonena fa porofo mitoaka amin'ny tenda ity video ity. Henoy tsara.

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article