Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
22 Juin 2013
Ny 20 Jona 2013 teo no tena famangiana ny fianakavian’ny Filoha Georges Rakotondrasoava, nataon’ireo mpikambana ao amin’ny CJD tratra antso.
Ny 19 Jona mantsy dia fitsapana alahelo no natao
CJD - Club des Journalistes Doyens de Madagascar – Firaisankinan’ny Mpanao Gazety Zokiolona
CJD - BIRAO 2013-2016
* Filoha Boninahitra
Georges Rakotondrasoava, Moks Ramandimbilahatra
* Filoha Mpanatanteraka
Taitsy Gilbert
* Filoha Lefitra
Rémi Rahajarizafy – Tahiry sy Karoka
Victor Razafindrakoto – Fifandraisana ivelany
Solo Norbert Andriamorasata – Fifandraisana anatiny
* Sekretera Jeneraly
Daniel Rakotoseheno (Dany Be) – Fandaminana
Jean Félicien Ratefy – Serasera
Jean-Aimé Rambeloson – Serasera
* Mpitahiry Vola
Jeanne Rasoanasy
Randrianarison Chantal
* Mpanolotsaina Manokana
Rabefananina
Samuel Ramarokoto
Joseph L. D. Rakotomalala
Suzelle Ravololomihanta
Olga B. Randrianarison
Benja Rajoharison
Richard Claude Ratovonarivo
Natao androany 04 Jona 2013
* Ny 18 Jona 2013 dia nindaosin’ny fahafatesana i Georges Rakotondrasoava, Filoha Boninahitra.
Marihina fa tsy manao politika politisianina ny CJD fa kosa manoro hevitra ho an'ireo tanora vao misandratra ao anatin'ny ity asa masina nosafidiny izy ireo. Nisy ny hafatra napetrak'i Georges Rakotondrasoava ka dia azy ireo no mandalina ary, indrindra indrindra mampiatra izany hafatra izany.
Jeannot RAMAMBAZAFY