Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
5 Avril 2013
Tsy izay hita ao amin'ny Internet dia marina avokoa. Ao ireo izay manana saina maizina tanteraka ka sady manosom-potaka olona no ataony fidiram-bola mihitsy izany fomba izany. Io i Dama, ao amin'ny tarika Mahaleo, manazava. Satria tsy maintsy nitory ireo olona mahavanon-doza ireo izy. Misy fetrany daholo na ny hoe "Liberté d'expression" aza e !