Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
3 Juillet 2016
Tsy tahitra tsy henatra ity rangahy ity fa rehefa avy nilaza fa tena hanampy be amin'ny demokrasia ity Code la Communication izay nosimbainy tanteraka ity, niala avy tao amin'ny Antenimieran-doholona dia izao indray fa milaza fa raha tsy lany ao amin'Antenimierampirenena dia ho loza ho an'ny firenena fa tsy azo tsy vola avy any amin'ny FMI. Malagasy ve io sa lasa Sinoa koa? Satria dia tsy misy dikany aminy intsony ny hoe : "Aleo very tsikalan-kalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana" . LOZA!
Jeannot Ramambazafy - 03 Jolay 2016
Raha mbola ity fitondrana Hvm/Rajaonarimampianina ity no eo, mbola ho ela vao afaka ny tonelin'ny fahamaizinan-tsaina ny Malagay