Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
29 Janvier 2016
Hery Rajaonarimampianina, ilay mpikaonty volan'olona voabaiko, lasa filoham-pirenena tsy tompon'andraikitra rehefa injay izy indray no mibaiko
Kely sisa dia izao no ho lazainy. Ianareo no te-hifidy aho. Soa fa misy itony teknolojia vaovao itony. Satria any aoriana any, rehefa injay izy hidaraboka eo tsy ho sahiny ny hanambara fa : tsy niteny izany aho. Ireto ary ny voalazan’ingahy Hery Rajaonarimampianina, tao amin’ny TVM-RNM mivantana, ny Alarobia 27 Janoary 2016.
Jeannot Ramambazafy