Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
9 Septembre 2015
Tsy asian-tsika resa-be fa isaorana eto ny gazety Jejoo nampanfantatr an’i Sandy Solofonirina, vehivavy malagasy voalohany eran’ny kontinanta afrika misahan izany hoe « observateur de rallye » izany. Fa i Sandy koa no Filohan’ny WIM (Women in Motorsport) eto Madagasikara.
Fa manao asa soa ihany koa i Sandy. Jereo ny vidéo eo ambony.