Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

Publicité

Rajaonarimampianina: mandika lalampanorenana indray e !

Publicité

Radio Free FM 104.2, 14 Aogositra 2014. Raha mikasika ilay lalàna 018/2014 momban'ny hizarazarana ny tananàn'Antananarivo dia tsotra : inona ny mahagaga izany? Rehefa nandika ny andininy faha-54 ao anatin'ny Lalampanorenena ka neken'ny HCC misy an'i Jean Eric Rakotoarisoa dia tsy maintsy tohiziny daholo izao karazana fandikana io Lalampanorenana. Fa rehefa tena tezitra ny vahoaka ve izay vao ho tonga saina ? Ho tara loatra Rajao a ! Fa dia zakao izay zavatra hitranga eo e !

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article