Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

Publicité

Kolo Roger: PM tsy mahalala fomba -VIDEO-

Publicité

Antenimierampirenena, Tsimbazaza, 09 May 2014. Misy ny «Malagasy» tsy mino fa tena namangy fahoriana ireo Malagasy mahantra eto Madagasikara tokoa ilay Praiminisitra Kolo Roger, ary koa niteny frantsay satria tsy mafa-fehy ny teny Malagasy ofisialy. Io ary ny porofo ka samia mandini-tena daholo e! Ary resa-bola foana no mba fantany fa tsy mijery ny tena zava-misy marina. Tsy ireo roalahy ireo akory no hampandroso an'i Madagasikara. Ny Tantara, Tompoko, tsy azo foronina fa hitsara ny tsirairay avy any aoriana any...

Jeannot Ramambazafy

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article