Overblog
Editer la page Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

27 décembre 2012 : Décès de Noro, du duo Vola sy Noro

Ranorovelo Eugénie a été l'une des chanteuses dans le célèbre duo féminin malgache VOLA (déjà décédée) sy NORO, dans les années 1970. Elle s'est éteinte d'un cancer des cordes vocales, le jeudi 27 décembre 2012, à l'âge de 68 ans. Officier de l'ordre national, elle venait récemment être élevée au rang de Commandeur de l'Ordre des Arts et des lettres de Madagascar.

Enterrement de Noro : le dimanche 30 décembre 2012, à Nanjakana, Ambohitriniandriana, Fieferana, après la levée de sa dépouille mortelle dans la salle "Rado" de la Bibliothèque nationale à Anosy, et une messe pour le repos de son âme en l'église Fjkm Atsimon'Imahamasina.

Toutes mes sincères condoléances à la famille de Noro et à la famille des artistes malagasy.

Jeannot RAMAMBAZAFY

1971: pochette du disque 45 tours avec les deux titres phares. Vola en haut et Noro en bas

1971: pochette du disque 45 tours avec les deux titres phares. Vola en haut et Noro en bas

AZA DIA MINIANA

Tsy fantatrao mihitsy angamba

Ny fitiavako anao ?

Isan’andro ny fiainako

Tsaroako misy banga

Raha tsy eo anilanao.

Averiko eto indray izao :

Tsy miova sanatria

Ny foko tia anao.

Tsy misy hahavono

Mety hahasolo ny anaranao.

Omeko tsy voafetra

Ho anao irery ny fitiavako.

oh oh oh

Aza dia miniana

Handositra ny tavako !

Indraindray mantsy tsy tsaroanao

Mankararirary fo ny teninao.

Hany heriko aleoko dia mangina

Tsy mamaly anao.

Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako

Hahafaty ny fitia izay nokoloiko

Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny

No handaozako anao ?

Averiko...

==================================

SOLO

'Ty vonin-draozy ity taloha, nivelatra sy soa

Nomeny ho fahatsiarovana notehiriziko

Fotoana sarobidy mantsy, tsy hohadinoiko

Fa nahitako an'i Solo, 'lay fitiavako.

Alakamisy ny andro moa, tsy nianatra izahay

Nanao volley aho ka nandresy ny ekipanay

Dia tonga i Solo, falifaly, menamenatra

Nanolotra ity raozy ity, natokany ho ahy.

Nidoboka ny foko, gaga sady faly aho

Ny ankizy moa tsaroako, nananihany hoe "hmm, hmm"

Nampiripirina ny boky tao an-trano aho izao

Dia nojereko 'lay nisy azy, indro mbola tao

Folo taona lasa izany e! Lasana tokoa

Tsiaro sisa mitanisa, maina 'lay raozy soa.

Tamin'izay fotoana izay tsy nampoiziko akory

Dia indro izy fa nandalo teo an-tranonay

Tsy nino aho fa sao dia nofy, tsy naharitra

Ka niantsoantso "Solo! Rasolo! Moa Solo va ianao?"

Nidoboka ny foko, gaga sady faly aho

Ny zavatra tsaroako, horak'ankizy hoe "hmm, hmm"

Tafaresaka izahay, nifanatsafa koa

Nifanontany vaovao, falifaly am-po

Nilaza i Solo, feno tsiky "Dimy izao ny ankizy"

Ny ahy kosa telo hoy aho, bolangina 'zay ts'izy.

Kakakaka toa nikotaba teo 'zahay sy Solo

Avy eo nasehoko azy teo 'lay raozy maina volo

Tadidiny, tadidiko, nihomehy tokoa izahay

Fitia fahazaza ireny, nadio dia nadio taminay.

Nidoboka ny foko, mitoetra ao am-poko ao

'Lay teny hokoloiko "mpisakaiza isika izao"

La! la! la! la! la! la! ...

VOLA sy NORO

Partager cette page
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :