Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena

Miarahaba ny vahoaka Malagasy nahatontosa ny adidiny nandeha nandatsabato, nanapakevitra amin'ny hoavin'ny tanindrazana.

Betsaka ny tonga nefa tao koa ireo tsy nanefa izany isaorako avokoa ny rehetra satria iray ihany isika Malagasy.

Mahatoky aho ny amin'izay ho vokam-pififidiana ary manainga ny rehetra hiandry amimpahatoniana ny famoahanan'ny fitsarana avo momba ny lalampanorenena izany.

Misy ny milaza fa efa azy ny fandresena isika kosa hiandry amimpahatokiana ny vokatra.

Misaotra antsika rehetra tamin'ny fiarahamiasa sy fiarahamientana nandritra izay fotoana lava niarahana izay. Tsy maintsy mandresy I Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy.

Fa ny fitiavana no lehibe indrindra

Andry RAJOELINA

ARENA 19 Desambra 2018

Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
C
Très bel article, très intéressant et bien écrit. Je reviendrai me poser chez vous. A bientôt.
Répondre