Asabotsy 03 Oktobra 2016. Miisa 9425 ny sonia voahangon’ny mpanao gazety ao amin’ny "Mouvement pour la Liberté d’Expression" teo anoloan’ny Tahala Rarihasina, miampy ny an’ireo nangonina teo aminy pavillons sy ny mpivarotra kojakoja fianarana ao ambadiky ny Rarihasina.