Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
jeannotramambazafy.overblog.com

jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Palais des Sports Mahamasina, 06 Novambra 2019. Avy any Antsirabe dia namantana tao ny nofo mangatsiaka'i Dadah Rabel. Niaretan-tory ka ity ny VIDÉO VOALOHANY mirakitra izany fiaretan-tory izany. TSY MISY NY DORIA ! Palais des Sports Mahamasina, 06 Novambra...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Lapan'ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena ao Mahamasina, Alarobia 23 Oktobra 2019. Nisy ny Fanomezam-boninahitra farany natao ho an'ny Fafah. Nitarika izany ny Praiminisitra Christian Ntsay ary nihira ny namana tena namana izay nanotrona an-kira farany....

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Mahamasina, eo anolohan'ny kianja filalaovam-baolina, Sabotsy 13 Jolay 2019 alina tontolo. Fitsenana tsy manam-paharoa no niandry ny ekipan'ny Barea rehefa avy namakivaky an'Antananarivo avy nananaraka ny lalam-baovao avy any amin'ny seranam-piaramadina...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Miarahaba ny vahoaka Malagasy nahatontosa ny adidiny nandeha nandatsabato, nanapakevitra amin'ny hoavin'ny tanindrazana. Betsaka ny tonga nefa tao koa ireo tsy nanefa izany isaorako avokoa ny rehetra satria iray ihany isika Malagasy. Mahatoky aho ny amin'izay...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

69 taona i Dadabe Marc Ravalomanana amin'ny 12 Desambra 2018. Fa toa nijanona teo amin'ny taona 2009 ny foto-pisainany. Tena mbola tsy matiny lolo araka ny fiten'ny zatovo e! Ary dia io resaka coup d'état io foana no ao ambavany kanefa izy anie no tena...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

AU FORMAT e-book KINDLE pour le moment Présentation de l'auteur Plus qu’un ouvrage à caractère histoire, ce recueil de quelques-uns de mes articles sur l’ancien président malgache, de 2002 à 2009 constitue surtout un condensé de preuves écrites sur sa...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/6815--charles-andriantsitohaina-un-grand-monsieur-nous-quitte-elegamment.html http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/6815--charles-andriantsitohaina-un-grand-monsieur-nous-quitte-elegamment.html Madagate.com...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

CLIQUEZ ICI POUR UN PLUS GRAND FORMAT DE CE PATCHWORK PHOTOGRAPHIQUE Le soir du 3 mai 2018, la Haute cour constitutionnelle (HCC), présidée par Jean Eric Rakotoarisoa, a rendu trois décisions d’un coup, à propos de trois lois organiques: 1. Décision n°15-HCC/D3...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Eny ary Andriamatoa Jeneraly be isany fa dia samia ela velona isika hafantatra hoe iza marina no ho tsarain'ny Tantara eto amin'ity tany hilevenana ity. http://madagate.org/politique-madagascar/dossier/6756-madagasikara-ny-herim-pamoretana-tsy-hahaleo-ny-fanahy-masina-na-oviana-na-oviana.html Tale...

Lire la suite

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Qui est ce blanc en face d'Henry Rabary-Njaka qui illustre la phrase: prendre du bide? Attention de ne pas être trop près de ces gars-là, l'ami. Il y a eu le précédent d'Houcine Arfa... Le filoha GI Jo himself est venu à Mantasoa. Du coup, le "Team Building"...

Lire la suite

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 20 30 40 50 > >>

Articles récents

Hébergé par Overblog